SLAM Poezia

2018-06-29 08:10:26
Asabotsy 30 Jona 2018 @ 9 ora maraina eo @ Zaridainan’Andohalo.
Manasa anao: Ndao hifety sy hanotrona ny tanorantsika! Fanolorana ireo tanora 10 mendrika indrindra t@ “Fifaninanana Nasionaly SLAM Poezia momba ny Herisetra mahazo ny Ankizy sy ny Tanora” ny asabotsy 30 Jona 2018 @ 9 ora maraina eo @ Zaridainan’Andohalo. Hafanain’ny Tarika SAMOEL sy JESS FLAVI ONE Entanin’i: Barry Benson sy Poete Rebelle Tsy misy vidim-pidirana

Actualités